-
Levitikosy 8:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Farany, dia nandrarahany tamin’ilay menaka masina fanosorana ny lohan’i Arona, ka nohosorany izy mba hanamasinana azy.+
-
-
Nomery 17:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Rehefa nankao amin’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona i Mosesy ny ampitson’iny, dia io fa efa nitsimoka ny tehin’i Arona, ilay an’ny taranak’i Levy. Nitsimoka ilay izy ka nisy felany sy voan’amandy efa masaka.
-