2 Mpanjaka 15:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Peka zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Jotama+ zanak’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda. 2 Tantara 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Lasa mpanjaka i Jotama+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Jerosa no anaran-dreniny, ary zanak’i Zadoka+ izy io. Isaia 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny fahitan’i Isaia*+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+ Hosea 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Niteny tamin’i Hosea* zanak’i Bery i Jehovah, tamin’ny andron’i Ozia+ sy Jotama+ sy Ahaza+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda,+ sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy,+ mpanjakan’ny Israely. Mika 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Mika*+ avy any Moreseta, tao amin’ny fahitana momba an’i Samaria sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Jotama+ sy Ahaza+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+
32 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Peka zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Jotama+ zanak’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda.
27 Lasa mpanjaka i Jotama+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Jerosa no anaran-dreniny, ary zanak’i Zadoka+ izy io.
1 Ny fahitan’i Isaia*+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+
1 Niteny tamin’i Hosea* zanak’i Bery i Jehovah, tamin’ny andron’i Ozia+ sy Jotama+ sy Ahaza+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda,+ sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy,+ mpanjakan’ny Israely.
1 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Mika*+ avy any Moreseta, tao amin’ny fahitana momba an’i Samaria sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Jotama+ sy Ahaza+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+