9 Fa vahoaka mpikomy izy ireo,+ ary zanaka mpamitaka,+
Dia zanaka tsy vonona hihaino ny lalàn’i Jehovah.+
10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’,
Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+
Fa teny fandokafana no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+