FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 32:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 60:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jeremia 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 ‘Ny masonao sy ny fonao kosa tsy mieritreritra afa-tsy ny haka tombony azo amin’ny tsy marina,

      Sy handatsaka ran’olona tsy manan-tsiny,

      Ary hanambaka sy haka an-keriny.’

  • Jeremia 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+

  • Ezekiela 22:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Toy ny amboadia mamiravira remby ny andriana ao aminao, ka mandatsa-dra sy mamono olona mba hahazoana tombony tsy ara-drariny.+

  • Ezekiela 46:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy tokony haka ny lovan’ny vahoaka ilay mpiadidy, ka hanery azy ireo hiala amin’ny taniny. Avy amin’ny tanin’ilay mpiadidy ihany no tokony hanomezany lova ho an’ny zanany, mba tsy hisy horoahina hiala amin’ny taniny ny vahoakako.’”

  • Mika 3:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hoy aho: “Mba mihainoa ianareo lohany eo amin’ny taranak’i Jakoba,

      Sy ianareo mpitondra eo amin’ny taranak’Israely.+

      Tsy ianareo ve no tokony hahalala ny atao hoe rariny?

       2 Mankahala ny tsara+ anefa ianareo sady tia ny ratsy.+

      Manendaka ny hoditry ny vahoakako ianareo, ary manendaka ny nofo amin’ny taolany.+

       3 Mihinana ny nofon’ny vahoakako koa ianareo,+

      Sady manendaka ny hodiny.

      Vakivakinareo ny taolany dia potipotehinareo,+

      Hoatran’ny zavatra andrahoina ao anaty vilany* sy hoatran’ny hena ao anaty vilany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara