FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ny Israelita sady nanadino an’i Jehovah Andriamaniny, ka nivavaka tamin’ireo Bala+ sy ireo tsato-kazo masina.*+

  • 1 Mpanjaka 16:30-32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah, mihoatra noho izay rehetra talohany,+ i Ahaba zanak’i Omry. 31 Hoatran’ny hoe tsy ampy azy ny nanao ny fahotana nataon’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, fa mbola nanambady an’i Jezebela+ zanakavavin’i Etibala mpanjakan’ny Sidonianina+ koa izy. Ary lasa nanompo an’i Bala+ izy ka niankohoka teo anatrehany. 32 Dia nanorina alitara ho an’i Bala izy, tao amin’ny tranon’i* Bala+ izay naoriny tao Samaria.

  • 2 Mpanjaka 10:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nofongoran’i Jeho tsy ho eo amin’ny Israely àry i Bala.

  • Hosea 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Arakaraka ny niantsoan’ireny* azy ireo

      No vao mainka nampitsoaka azy.+

      Nanao sorona ho an’ny sarin’i Bala+ foana izy ireo,

      Ary nanao sorona ho an’ny sary sokitra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara