FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 9:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako ampamoaka an’izay rehetra voafora nefa tsy voafora akory raha ny marina,+ 26 dia i Ejipta,+ Joda,+ Edoma,+ ny Amonita,+ Moaba,+ ary izay rehetra monina any an-tany efitra sady nokakasana ny fihirifany.+ Fa tsy voafora ny firenena rehetra, ary tsy voafora fo+ ny taranak’Israely manontolo.”

  • Jeremia 25:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:

      ‘Henoy izao! Hisy loza hitety firenena,+

      Ary hisy tafio-drivotra mahery hifofofofo avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany.+

  • Joela 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Entano hankeny amin’ny Lohasahan’i* Josafata ireo firenena,

      Fa eo aho no hipetraka hitsara ny firenena rehetra manodidina.+

  • Joela 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Vahoaka be, vahoaka be no eo amin’ny lohasahan’ny* didim-pitsarana,

      Fa ho avy tsy ho ela eo amin’ny lohasahan’ny* didim-pitsarana ny andron’i Jehovah.+

  • Mika 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ho tezitra sy hisafoaka aho

      Rehefa mamaly an’ireo firenena tsy mankatò ahy.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara