-
Ezekiela 1:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Teo ambonin’ilay zavatra fisaka teny ambony lohan’izy ireo, dia nisy zavatra toy ny vato safira,+ ary hoatran’ny seza fiandrianana+ ilay izy. Nisy nipetraka teo amin’ilay seza fiandrianana terỳ ambony, ary hoatran’ny olona no fahitana azy.+ 27 Dia nahita zavatra namirapiratra hoatran’ny metaly manjelatra+ sy hoatran’ny afo aho, avy eo amin’ilay hoatran’ny andilany no ho miakatra. Avy eo amin’ny andilany no ho midina indray, dia zavatra mitovy amin’ny afo+ no tazako. Ary nisy hazavana be nanodidina azy,
-