FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary avy tamin’ny tany no namoronan’i Jehovah Andriamanitra ny bibidia rehetra sy ny biby manidina rehetra eny amin’ny lanitra. Dia nentiny ho any amin-dralehilahy ireny mba hahitana izay hiantsoany azy avy. Ary izay niantsoan-dralehilahy ny zavamananaina* tsirairay,+ dia izany no anarany.+

  • Genesisy 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa hoy i Jehovah: “Haringako tsy ho eny ambonin’ny tany ny olona noforoniko,+ hatramin’ny olona ka hatramin’ny biby fiompy sy ny biby mandady ary ny biby manidina eny amin’ny lanitra,+ satria manenina aho noho ny nanaovako azy.”+

  • Genesisy 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Ary hahatonga safodrano+ eny ambonin’ny tany aho, mba handringanana ny nofo rehetra manam-pofonaina*+ tsy ho eny ambanin’ny lanitra. Dia ho faty ny zava-drehetra eny ambonin’ny tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara