Salamo 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Manomana latabatra eo anoloako ianao, eo imason’ny fahavaloko.+Manosotra menaka ny lohako ianao.+Feno mitafotafo ny kaopiko.+ Salamo 65:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sambatra izay fidinao sy ampanatoninao,+Mba hitoetra eo an-tokotanin’ny tempolinao.+Ho afa-po tokoa izahay amin’ny zava-tsoa ao an-tranonao,+Dia ao amin’ny tempolinao masina.+ 1 Timoty 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Anaro ny manankarena+ eto amin’ity tontolo ity, mba tsy hanambony tena,+ na hametraka ny fanantenany amin’ny harena+ tsy azo antoka, fa amin’Andriamanitra izay manome antsika be dia be ny zava-drehetra mba hifaliantsika.+
5 Manomana latabatra eo anoloako ianao, eo imason’ny fahavaloko.+Manosotra menaka ny lohako ianao.+Feno mitafotafo ny kaopiko.+
4 Sambatra izay fidinao sy ampanatoninao,+Mba hitoetra eo an-tokotanin’ny tempolinao.+Ho afa-po tokoa izahay amin’ny zava-tsoa ao an-tranonao,+Dia ao amin’ny tempolinao masina.+
17 Anaro ny manankarena+ eto amin’ity tontolo ity, mba tsy hanambony tena,+ na hametraka ny fanantenany amin’ny harena+ tsy azo antoka, fa amin’Andriamanitra izay manome antsika be dia be ny zava-drehetra mba hifaliantsika.+