Deoteronomia 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsarovy koa fa andevo tany Ejipta ianao, ary nanavotra anao i Jehovah Andriamanitrao.+ Izany no antony andidiako anao anio mba hanao izany. Salamo 31:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Apetrako eo am-pelatananao ny aiko.*+Nanavotra ahy ianao,+ ry Jehovah Andriamanitry ny fahamarinana ô!+ Lioka 1:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy! 1 Petera 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 fa tamin’ny ra+ sarobidy kosa, tahaka ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsiny sy tsy misy pentina,+ dia ny ran’i Kristy mihitsy.+
15 Tsarovy koa fa andevo tany Ejipta ianao, ary nanavotra anao i Jehovah Andriamanitrao.+ Izany no antony andidiako anao anio mba hanao izany.
5 Apetrako eo am-pelatananao ny aiko.*+Nanavotra ahy ianao,+ ry Jehovah Andriamanitry ny fahamarinana ô!+
68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy!
19 fa tamin’ny ra+ sarobidy kosa, tahaka ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsiny sy tsy misy pentina,+ dia ny ran’i Kristy mihitsy.+