FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda.

  • 2 Tantara 29:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary 25 taona i Hezekia+ tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 29 taona tany Jerosalema izy. Abia no anaran-dreniny, ary zanak’i Zakaria izy io.+

  • Isaia 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Ny fahitan’i Isaia*+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+

  • Hosea 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Niteny tamin’i Hosea* zanak’i Bery i Jehovah, tamin’ny andron’i Ozia+ sy Jotama+ sy Ahaza+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda,+ sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy,+ mpanjakan’ny Israely.

  • Matio 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ozia niteraka an’i Jotama;+

      Jotama niteraka an’i Ahaza;+

      Ahaza niteraka an’i Hezekia;+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara