FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 9
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

1 Korintianina: Topy Maso

      • Ny ohatra navelan’ny apostoly Paoly (1-27)

        • “Aza asiana fehivava ny omby” (9)

        • “Hahita loza aho raha tsy mitory!” (16)

        • Lasa zava-drehetra tamin’ny olona rehetra (19-23)

        • Mifehy tena rehefa manao an’ilay hazakazaka mba hahazoana fiainana (24-27)

1 Korintianina 9:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 9:3-5; 1Ko 15:7, 8

1 Korintianina 9:4

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “tsy manana fahefana.”

1 Korintianina 9:5

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Antsoina koa hoe Petera.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 19:11
  • +Mt 13:55; Ga 1:19
  • +Jn 1:42

1 Korintianina 9:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 13:2

1 Korintianina 9:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 20:6; Oh 27:18

1 Korintianina 9:9

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “manosihosy varimbazaha.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 25:4; 1Ti 5:18

1 Korintianina 9:11

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 15:26, 27; Ga 6:6; Fi 4:15-17

1 Korintianina 9:12

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “fahefana.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 18:3; 20:34; 2Te 3:7, 8
  • +2Ko 6:3; 11:7

1 Korintianina 9:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Le 6:14, 16; No 18:30, 31; De 18:1

1 Korintianina 9:14

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 10:9, 10; Lk 10:7, 8

1 Korintianina 9:15

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 18:3; 20:34; 1Ko 4:11, 12; 2Te 3:8
  • +2Ko 11:8-10

1 Korintianina 9:16

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ezk 3:18

1 Korintianina 9:17

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ga 2:7; Ef 3:1, 2; Kl 1:25

1 Korintianina 9:18

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “zoko.”

1 Korintianina 9:20

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 16:3; 18:18
  • +As 21:24, 26

1 Korintianina 9:21

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Jn 13:34; Ga 6:2

1 Korintianina 9:22

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 14:1; 15:1; 2Ko 11:29

1 Korintianina 9:23

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 19:26; 1Te 2:8

1 Korintianina 9:24

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 10:22; Fi 3:14; 2Ti 4:7, 8

1 Korintianina 9:25

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “ny atleta rehetra.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ti 2:5
  • +Jk 1:12

1 Korintianina 9:26

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ga 2:2; Fi 2:16; He 12:1

1 Korintianina 9:27

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “saziko; feheziko mafy.”

  • *

    Na: “tsy hahafeno fepetra.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 8:13; Kl 3:5

Ankapobeny

1 Kor. 9:1As 9:3-5; 1Ko 15:7, 8
1 Kor. 9:5Mt 19:11
1 Kor. 9:5Mt 13:55; Ga 1:19
1 Kor. 9:5Jn 1:42
1 Kor. 9:6As 13:2
1 Kor. 9:7De 20:6; Oh 27:18
1 Kor. 9:9De 25:4; 1Ti 5:18
1 Kor. 9:11Ro 15:26, 27; Ga 6:6; Fi 4:15-17
1 Kor. 9:12As 18:3; 20:34; 2Te 3:7, 8
1 Kor. 9:122Ko 6:3; 11:7
1 Kor. 9:13Le 6:14, 16; No 18:30, 31; De 18:1
1 Kor. 9:14Mt 10:9, 10; Lk 10:7, 8
1 Kor. 9:15As 18:3; 20:34; 1Ko 4:11, 12; 2Te 3:8
1 Kor. 9:152Ko 11:8-10
1 Kor. 9:16Ezk 3:18
1 Kor. 9:17Ga 2:7; Ef 3:1, 2; Kl 1:25
1 Kor. 9:20As 16:3; 18:18
1 Kor. 9:20As 21:24, 26
1 Kor. 9:21Jn 13:34; Ga 6:2
1 Kor. 9:22Ro 14:1; 15:1; 2Ko 11:29
1 Kor. 9:23As 19:26; 1Te 2:8
1 Kor. 9:24Mt 10:22; Fi 3:14; 2Ti 4:7, 8
1 Kor. 9:252Ti 2:5
1 Kor. 9:25Jk 1:12
1 Kor. 9:26Ga 2:2; Fi 2:16; He 12:1
1 Kor. 9:27Ro 8:13; Kl 3:5
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
  • 23
  • 24
  • 25
  • 26
  • 27
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1 Korintianina 9:1-27

Korintianina Voalohany

9 Tsy olona afaka ve aho? Tsy apostoly ve aho? Tsy efa nahita an’i Jesosy Tompontsika ve aho?+ Tsy ianareo ve no vokatry ny asako ao amin’ny Tompo? 2 Na dia tsy apostoly ho an’ny olon-kafa aza aho, dia tena azo antoka fa apostoly ho anareo! Fa ianareo no tombo-kase manamarina hoe apostoly aho, ao amin’ny Tompo.

3 Izao àry no fiarovan-tenako amin’ireo manakiana ahy: 4 Angaha izahay tsy manan-jo* hihinana sy hisotro? 5 Angaha izahay tsy manan-jo hanambady vehivavy mpino+ sy hitondra azy hiaraka aminay, hoatran’ny ataon’ny apostoly hafa rehetra sy ny rahalahin’ny Tompo+ ary Kefasy?*+ 6 Sa izaho sy Barnabasy+ ihany no tsy mba manan-jo hijanona tsy hanao asa fivelomana? 7 Aiza no hisy miaramila mianto-tena? Iza no mamboly voaloboka ka tsy mihinana ny voany?+ Na iza no miandry andian’ondry ka tsy misotro amin’ny rononony?

8 Hevitr’olona fotsiny ve izany lazaiko izany? Tsy izany koa angaha moa no lazain’ny Lalàna? 9 Fa izao no voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Mosesy: “Aza asiana fehivava ny omby miasa* eny am-pamoloana.”+ Ny omby ve no ahin’Andriamanitra? 10 Sa noho isika mihitsy no nilazany an’izany? Tena noho isika no nanoratana an’izany, satria izay miasa tany sy izay miasa eny am-pamoloana dia tokony hanao an’izany sady hanantena hahazo anjara.

11 Raha namafy zavatra ara-panahy teo aminareo izahay, dia manararaotra be ve izahay raha mba mijinja fanampiana avy aminareo?+ 12 Raha ny hafa aza manan-jo hitaky an’izany aminareo, tsy mainka ve fa izahay? Tsy mampiasa an’izany zo* izany anefa izahay,+ fa miaritra ny zava-drehetra mba tsy hanakantsakananay ny fielezan’ny vaovao tsara momba an’i Kristy.+ 13 Tsy fantatrareo ve fa izay manao asa masina ao amin’ny tempoly dia mihinana an’izay zavatra ao, ary izay manompo tsy tapaka eo amin’ny alitara dia mahazo anjara avy amin’ny alitara?+ 14 Toy izany koa fa nanome didy ny Tompo hoe tokony hivelona amin’ny vaovao tsara izay mitory ny vaovao tsara.+

15 Tsy nisy nampiasaiko anefa izany zo izany.+ Ary tsy hoe nanoratra an’ireo zavatra ireo aho mba hanaovana an’izany amiko, fa aleoko aza maty toy izay... Fa tsy misy olona havelako hanafoana ny antony ireharehako!+ 16 Koa raha mitory ny vaovao tsara aho, dia tsy misy antony ireharehako, fa tsy maintsy manao an’izany aho. Tena hahita loza aho raha tsy mitory ny vaovao tsara!+ 17 Raha an-tsitrapo no anaovako an’izany, dia manana valisoa aho. Na tsy an-tsitrapo aza anefa no anaovako an’izany, dia mbola manana asa nampiandraiketina ahy ihany aho.+ 18 Inona àry no valisoa azoko? Rehefa mitory ny vaovao tsara aho, dia afaka manome an’izany maimaim-poana. Tsy hanararaotra ny fahefako* aho amin’izay rehefa mitory ny vaovao tsara.

19 Fa na dia afaka adidy amin’ny olona rehetra aza aho, dia efa nataoko ho mpanompon’ny rehetra ny tenako, mba hahazoako olona be dia be araka izay azo atao. 20 Tamin’ny Jiosy dia nanao hoatran’ny Jiosy aho, mba hahazoako ny Jiosy.+ Tamin’izay teo ambanin’ny lalàna, dia lasa hoatran’izay teo ambanin’ny lalàna aho, na dia tsy eo ambanin’ny lalàna aza, mba hahazoako an’izay eo ambanin’ny lalàna.+ 21 Tamin’izay tsy manana lalàna, dia lasa hoatran’izay tsy manana lalàna aho, na dia manana ny lalàn’Andriamanitra sy eo ambanin’ny lalàn’i Kristy+ aza, mba hahazoako an’izay tsy manana lalàna. 22 Tamin’ny malemy, dia lasa malemy aho, mba hahazoako ny malemy.+ Lasa zava-drehetra tamin’ny karazan’olona rehetra aho, mba hisy hovonjeko na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana. 23 Fa ataoko noho ny vaovao tsara ny zava-drehetra, mba hitoriako azy io amin’ny hafa.+

24 Tsy fantatrareo ve fa mihazakazaka daholo ny mpihazakazaka rehetra manao fifaninanana, nefa iray ihany no mahazo ny loka? Mihazakazaha koa mba hahazoanareo loka.+ 25 Mifehy tena amin’ny zava-drehetra koa izay rehetra mandray anjara amin’ny fifaninanana.* Mazava ho azy fa manao an’izany izy ireo mba hahazoana satroboninahitra mety simba,+ fa isika kosa manao an’izany mba hahazoana ny tsy mety simba.+ 26 Koa rehefa mihazakazaka aho, dia tsy mihazakazaka befahatany fotsiny.+ Ary tsy toy ny mamely rivotra aho rehefa mamely totohondry, 27 fa asiako mafy* ny vatako+ ka andevoziko, sao izaho indray no tsy hankasitrahana* kanefa efa nitory tamin’ny hafa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara