FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 15
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

Asan’ny Apostoly: Topy Maso

      • Adihevitra tany Antiokia momba ny famorana (1, 2)

      • Nentina tany Jerosalema ilay adihevitra (3-5)

      • Nivory ny anti-panahy sy ny apostoly (6-21)

      • Taratasy avy amin’ny filan-kevi-pitantanana (22-29)

        • Mifady ra (28, 29)

      • Nampahery an’ireo fiangonana ilay taratasy (30-35)

      • Nisara-dalana i Paoly sy Barnabasy (36-41)

Asan’ny Apostoly 15:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ge 17:9, 10; Ek 12:48; Le 12:2, 3

Asan’ny Apostoly 15:2

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “olana.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ga 2:1

Asan’ny Apostoly 15:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 12:48; As 11:2, 3

Asan’ny Apostoly 15:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 10:34, 35; 11:16, 17

Asan’ny Apostoly 15:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ta 28:9; Je 11:20
  • +As 10:44, 45; 11:15

Asan’ny Apostoly 15:9

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ga 3:28
  • +Ga 2:15, 16; 1Pe 1:22

Asan’ny Apostoly 15:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ga 5:1
  • +Ga 3:10

Asan’ny Apostoly 15:11

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Is 53:11; Jn 1:17
  • +Mt 20:28

Asan’ny Apostoly 15:12

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “fambara.”

Asan’ny Apostoly 15:14

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Izany hoe Petera.

  • *

    Na: “nitsinjo.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 10:2; As 11:13; 2Pe 1:1
  • +1Pe 2:9, 10

Asan’ny Apostoly 15:16

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “trano rantsakazon’i; tranon’i.”

Asan’ny Apostoly 15:17

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Am 9:11, 12

Asan’ny Apostoly 15:18

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Is 45:21

Asan’ny Apostoly 15:19

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 15:10

Asan’ny Apostoly 15:20

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Grika: pôrneia. Jereo F.T.

  • *

    Na: “novonoina nefa tsy nalatsa-dra.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ge 35:2; Ek 20:3; 1Ko 10:14
  • +1Ko 6:9, 10; Kl 3:5; 1Te 4:3
  • +Ge 9:4; Le 3:17; 7:26; 17:10, 13; 19:26; De 12:23; 15:23; 1Sa 14:32, 33

Asan’ny Apostoly 15:21

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 13:15; 2Ko 3:15

Asan’ny Apostoly 15:22

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Te 1:1; 1Pe 5:12

Asan’ny Apostoly 15:23

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 11:26

Asan’ny Apostoly 15:24

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 15:1

Asan’ny Apostoly 15:26

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 13:50; 1Ko 15:30, 31; 2Ko 11:23-26

Asan’ny Apostoly 15:27

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 16:4

Asan’ny Apostoly 15:28

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Jn 16:13; As 5:32

Asan’ny Apostoly 15:29

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “novonoina nefa tsy nalatsa-dra.”

  • *

    Grika: pôrneia. Jereo F.T.

  • *

    Na: “Veloma!”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ge 35:2; Ek 20:3; 34:15; 1Ko 10:14
  • +Ge 9:4; Le 3:17; 7:26; 17:10; De 12:16, 23; 1Sa 14:32, 33
  • +Le 17:13
  • +Ge 39:7-9; 1Ko 6:9, 10; Ef 5:5; Kl 3:5; 1Te 4:3

Asan’ny Apostoly 15:32

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 18:23

Asan’ny Apostoly 15:34

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A3.

Asan’ny Apostoly 15:35

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Asan’ny Apostoly 15:36

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na mety hoe “aloha.”

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 11:28

Asan’ny Apostoly 15:37

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 13:4, 5; Kl 4:10; 2Ti 4:11

Asan’ny Apostoly 15:38

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 13:13

Asan’ny Apostoly 15:39

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 4:36, 37

Asan’ny Apostoly 15:40

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 14:26

Ankapobeny

Asa. 15:1Ge 17:9, 10; Ek 12:48; Le 12:2, 3
Asa. 15:2Ga 2:1
Asa. 15:5Ek 12:48; As 11:2, 3
Asa. 15:7As 10:34, 35; 11:16, 17
Asa. 15:81Ta 28:9; Je 11:20
Asa. 15:8As 10:44, 45; 11:15
Asa. 15:9Ga 3:28
Asa. 15:9Ga 2:15, 16; 1Pe 1:22
Asa. 15:10Ga 5:1
Asa. 15:10Ga 3:10
Asa. 15:11Is 53:11; Jn 1:17
Asa. 15:11Mt 20:28
Asa. 15:14Mt 10:2; As 11:13; 2Pe 1:1
Asa. 15:141Pe 2:9, 10
Asa. 15:17Am 9:11, 12
Asa. 15:18Is 45:21
Asa. 15:19As 15:10
Asa. 15:20Ge 35:2; Ek 20:3; 1Ko 10:14
Asa. 15:201Ko 6:9, 10; Kl 3:5; 1Te 4:3
Asa. 15:20Ge 9:4; Le 3:17; 7:26; 17:10, 13; 19:26; De 12:23; 15:23; 1Sa 14:32, 33
Asa. 15:21As 13:15; 2Ko 3:15
Asa. 15:221Te 1:1; 1Pe 5:12
Asa. 15:23As 11:26
Asa. 15:24As 15:1
Asa. 15:26As 13:50; 1Ko 15:30, 31; 2Ko 11:23-26
Asa. 15:27As 16:4
Asa. 15:28Jn 16:13; As 5:32
Asa. 15:29Ge 35:2; Ek 20:3; 34:15; 1Ko 10:14
Asa. 15:29Ge 9:4; Le 3:17; 7:26; 17:10; De 12:16, 23; 1Sa 14:32, 33
Asa. 15:29Le 17:13
Asa. 15:29Ge 39:7-9; 1Ko 6:9, 10; Ef 5:5; Kl 3:5; 1Te 4:3
Asa. 15:32As 18:23
Asa. 15:362Ko 11:28
Asa. 15:37As 13:4, 5; Kl 4:10; 2Ti 4:11
Asa. 15:38As 13:13
Asa. 15:39As 4:36, 37
Asa. 15:40As 14:26
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
  • 23
  • 24
  • 25
  • 26
  • 27
  • 28
  • 29
  • 30
  • 31
  • 32
  • 33
  • 34
  • 35
  • 36
  • 37
  • 38
  • 39
  • 40
  • 41
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Asan’ny Apostoly 15:1-41

Asan’ny Apostoly

15 Nisy olona nidina avy tany Jodia nampianatra an’ireo rahalahy hoe: “Tsy ho voavonjy ianareo, raha tsy forana araka ny Lalàn’i Mosesy.”+ 2 Dia nifamaly sy niady hevitra be tamin’izy ireo i Paoly sy Barnabasy. Koa nifanarahana hoe hiakatra ho any amin’ny apostoly sy ny anti-panahy any Jerosalema+ i Paoly sy Barnabasy ary ny sasany taminy, mba hitondra an’ilay adihevitra.*

3 Naterin’ny fiangonana teny antenatenan-dalana àry ireo lehilahy ireo. Dia nanohy ny diany namakivaky an’i Fenisia sy Samaria izy ireo, sady nitantara tamin’ny an-tsipiriany hoe nisy hafa firenena nitodika tamin’Andriamanitra, ka faly be daholo ireo rahalahy. 4 Rehefa tonga tany Jerosalema izy ireo, dia nandray tsara azy ireo ny fiangonana sy ny apostoly ary ny anti-panahy. Dia notantarain’izy ireo ny zavatra be dia be nataon’Andriamanitra tamin’ny alalany. 5 Fa nitsangana kosa ny mpino sasany izay efa tao amin’ny sektan’ny Fariseo, ka niteny hoe: “Tokony hoforana ireny ary hasaina manaraka ny Lalàn’i Mosesy.”+

6 Nivory àry ny apostoly sy ny anti-panahy mba handinika an’ilay raharaha. 7 Rehefa avy niady hevitra be izy ireo, dia nitsangana i Petera ka nilaza hoe: “Ry rahalahy, fantatrareo tsara fa efa hatrany am-piandohana Andriamanitra no nifidy ahy teo aminareo, mba ho amin’ny alalako no handrenesan’ny hafa firenena ny tenin’ny vaovao tsara, ka hinoany.+ 8 Ary Andriamanitra, izay mahalala ny fo,+ no nanome porofo hoe ankasitrahany izy ireo tamin’ny nanomezany azy ireo ny fanahy masina,+ hoatran’ny nataony tamintsika koa. 9 Ary nitovy ihany ny nitondrany antsika sy ry zareo,+ satria nodioviny koa ny fon’izy ireo noho ry zareo naneho finoana.+ 10 Koa nahoana ianareo izao no mitsapa toetra an’Andriamanitra, ka terenareo hasiana zioga ny vozon’ny mpianatra,+ nefa samy tsy nahazaka an’izany na isika na ny razambentsika?+ 11 Mino kosa isika fa ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’i Jesosy Tompo+ no amonjena antsika, hoatran’ny amonjena azy ireo koa.”+

12 Rehefa naheno an’izany izy rehetra dia nangina, ka nihaino an’i Barnabasy sy Paoly nitantara an’ireo famantarana sy fahagagana* maro nataon’Andriamanitra tamin’ny alalan’izy ireo, teo amin’ny hafa firenena. 13 Rehefa tapitra ny tenin’izy roa lahy, dia hoy i Jakoba: “Mba henoy aho, ry rahalahy. 14 Notantarain’i Simeona*+ tamin’ny an-tsipiriany teo hoe vao voalohany Andriamanitra no nanaiky* an’ireo hafa firenena, mba hakany olona avy amin’izy ireo hitondra ny anarany.+ 15 Ary mifanaraka amin’izany ny tenin’ny Mpaminany, araka ny voasoratra hoe: 16 ‘Aorian’izany, dia hiverina aho ka hatsangako indray ny tranolain’i* Davida izay efa nirodana. Hamboariko indray ny sisa tsy rava tamin’ilay izy ka haveriko amin’ny laoniny. 17 Amin’izay dia hazoto hitady an’i Jehovah* ny olona sisa tavela, miaraka amin’ireo avy amin’ny firenena rehetra, dia ireo olona antsoina amin’ny anarako, hoy i Jehovah,* izay hanao an’izany zavatra+ 18 efa fantatra hatry ny ela izany.’+ 19 Koa izao no hevitro: Aleo tsy atao izay hanahirana an’ireo hafa firenena mitodika amin’Andriamanitra,+ 20 fa andao hanoratra ho azy ireo mba hifadiany ny zavatra voaloton’ny sampy,+ sy hifadiany ny fijangajangana*+ sy ny biby nokendaina* ary ny ra.+ 21 Efa hatry ny ela be mantsy i Mosesy no nanana olona nitory momba azy isan-tanàna, ary vakina mafy ao amin’ny synagoga isaky ny sabata izay nosoratany.”+

22 Dia nanapa-kevitra ny apostoly sy ny anti-panahy ary ny fiangonana manontolo fa hifidy olona eo aminy, dia haniraka azy ireo hiaraka amin’i Paoly sy Barnabasy hankany Antiokia. I Jodasy, ilay antsoina hoe Barsabasy, sy Silasy+ no nirahin’izy ireo. Samy nitana andraikitra lehibe teo amin’ireo rahalahy izy roa lahy. 23 Ary izao no nosoratan’izy ireo tao amin’ilay taratasy nampitondrainy azy ireo:

“Ho an’ireo rahalahy hafa firenena any Antiokia+ sy Syria ary Kilikia. Miarahaba anareo izahay rahalahinareo, dia ny apostoly sy ny anti-panahy! 24 Henonay fa nisy taminay tonga tany, dia nilaza zavatra nampikorontan-tsaina anareo,+ ka nitady hanozongozona ny finoanareo. Tsy nasainay nanao an’izany anefa ry zareo. 25 Koa nifanaraka izahay rehetra hoe hifidy olona hirahina ho any aminareo hiaraka amin’i Barnabasy sy Paoly rahalahy malalanay, 26 izay samy efa nanao vivery ny ainy ho an’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika.+ 27 Maniraka an’i Jodasy sy Silasy àry izahay mba hilaza an’izany mivantana aminareo koa.+ 28 Fa sitraky ny fanahy masina+ sy izahay ny tsy hampitondra enta-mavesatra anareo, afa-tsy ireto zavatra tsy maintsy hotandremana ireto: 29 Ny mifady ny zavatra natao sorona ho an’ny sampy,+ sy ny ra,+ sy ny biby nokendaina,*+ ary ny fijangajangana.*+ Handray soa ianareo raha mifady an’ireo zavatra ireo foana. Mirary soa ho anareo izahay!”*

30 Nalefa àry ireo lehilahy ireo ka nidina tany Antiokia. Ary novorin’izy ireo daholo ny mpianatra, dia nomeny azy ireo ilay taratasy. 31 Rehefa voavakin’ireo mpianatra ilay taratasy, dia faly izy ireo satria nampahery azy ireo ilay izy. 32 Ary nanao lahateny maro i Jodasy sy Silasy mba hampaherezana sy hanatanjahana azy ireo,+ satria mpaminany koa izy roa lahy. 33 Nijanona kelikely tao izy roa lahy, dia avy eo nalefan’ireo rahalahy hiverina soa aman-tsara tany amin’izay naniraka azy. 34 *—— 35 Fa nijanona nampianatra tany Antiokia kosa i Paoly sy Barnabasy, ary nitory ny vaovao tsara momba ny tenin’i Jehovah* niaraka tamin’ny olona maro hafa.

36 Rehefa afaka andro vitsivitsy, dia hoy i Paoly tamin’i Barnabasy: “Andao amin’izay* isika hiverina hitsidika an’ireo rahalahy any amin’ny tanàna tsirairay nitoriantsika ny tenin’i Jehovah,* mba hahitantsika hoe manao ahoana ry zareo izay.”+ 37 Tapa-kevitra ny hitondra an’i Jaona, ilay antsoina hoe Marka,+ i Barnabasy. 38 Tsy nazoto hitondra an’i Marka niaraka tamin’izy ireo anefa i Paoly, satria nandao azy roa lahy tany Pamfylia izy, ka tsy nandeha niaraka tamin’izy ireo nanao an’ilay asa.+ 39 Koa nifamaly be izy roa lahy sady samy tezitra, dia nisaraka. Nentin’i Barnabasy+ i Marka, ary nandeha sambo nankany Sipra izy ireo. 40 I Paoly kosa nifidy an’i Silasy dia lasa, rehefa avy nangataka tamin’i Jehovah* ireo rahalahy mba haneho hatsaram-panahy miavaka tamin’i Paoly.+ 41 Dia namakivaky an’i Syria sy Kilikia izy, ka nanatanjaka an’ireo fiangonana tany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara